| |
|
|
|
|
|
|
|
|
|
|
| |
|
«
arsivan-tsolon-tsaina »TEKNOLJIA AVO LENTA ITEHIRIZANA NY MOZIKA MALAGASY (Archives virtuelles de la musique malgache) |
|
|
||||||
[Gazetiko,
10 septembre 2002] Valalan’amboa ! Tiana ny manamarika fa nandeha niondrana taty amintsika mihitsy ireo vahiny ireo nanangona ny rakikira sy boky, sary, kapila isan-karazany. Izany dia midika fa manana ny maha-izy azy ny sanganasan’ny artista gasy, ka na ny vahiny aza manandratra izany, ka isika indray ve no hanao valalan’amboa ? Koa vita izay ny anjaran’ny vahiny, dia ny « Institut de Musicology de Vienne » sy ny « archives sonores de l’Académie autrichienne des Sciences » ; vita toraka izany ihany koa ny adidin’ny Orinasa Online, izay hanome tanana ireo teknisiana malagasy hampiasa ity arsivan’ny artista ity. Fa manomboka izao kosa, dia adidy lehibe no miandry ny Ministeran’ny Kolontsaina sy ny Tranom-bokim-pirenena amin’ny fiarovana ny fikaljiana ireo haren-tsaina goavana ireo sy izay mbola ho avy. Iaraha-mahalala mantsy ny gaboraraka nisy teo amin’ny fitantanana ny arsivam-panjankana nisy hatramin’izay, eo amin’ny lafin’ny haino aman-jery. Any amin’ny haino amna-jery tsy miankina indray matetika no ahitana betsaka ny mozika malagasy ankehitriny, fa tsy any amin’ny haino aman-jerim-panjakana. Eny fa na dia ireo kapila sy ny horonam-peo nisy taloha aza dia vitsy dia vitsy sisa no tazana any amin’ny radiom-panjakana. Koa ny fihetsiky ny Aotrisiana izao dia tokony hahatonga saina ny rehetra ! koa tsy sanatria isiaka hanateran-kira indray no tsy mahay.
|
||||||||||
| |
|
|
||||||||
| |
|
[Fermer la fenetre] [Imprimer cette page] | |
|
||||||
| |
|
|
|
|
|
|
||||